airtel

Actualités

17-sept-2025

Sabotsy Namehana

Tsy nisy olona 3 maty nihinana sambos izany !

Sample post image

Taorian'ny fanadihadiana nataon'ny tompon'andraikitra

17-sept-2025

eo anivon'ny Fiadidian'ny Kaominina Sabotsy-Namehana izay tarihin'ny Ben'ny Tanàna Randrianarivelo Njakanavalona na "Zoky Njaka sy ny "Médecin Inspecteur" misahana ny fahasalamam-bahoaka ao Avaradrano ary ny mpitandro ny filaminana ao an-toerana dia tsy marina ilay resaka fihinanana "Sambos" voalaza ho nahafaty olona miisa 3 tany an-toerana resahina sy naparitaka tany anaty tambajotran-tserasera Facebook. Efa samy nandray ny andraikiny avy moa ireo rantsamangaika voatanisa etsy ambony koa miantso ny rehetra samy ho tony ary indrindra hanatsahatra faingana ny fanaparitahana tsaho sy ny vaovao tsy mari-pototra izay mety hampikorontana ny fiara-monina ary mety hanimba zavatra maro izy ireo.
Nangonin'i Pati
Légende : Tsy nisy olona matin'ny fihinanana sambos zany teto Sabotsy Namehana !
 

Dans la même rubrique

29-mai-2026

250 tapitrisa dolara no andrasana

Card image cap
29-mai-2026

nampanantenaina tao Ambositra

Card image cap
29-mai-2026

artifisialy ilay teny Ambohimalaza

Card image cap
28-mai-2026

vahoaka ary hajaina ny heviny

Card image cap
28-mai-2026

mpiara-miasa ny depiote sy ny Ben’ny tanàna"

Card image cap
28-mai-2026

dia midika fa forongony..."

Card image cap