airtel

Actualités

12-mars-2025

Tantara sy fanaovan-gazety

Nodimandry i Julien Rakotonaivo

Sample post image

Nodimandry omaly ny mpahaitantara, akademisianina, mpanoratra, mpanao gazety, Julien Rakotonaivo,

12-mars-2025

raha ny fampitam-baovao voaray. Efa nitana ny toeran'ny tale jeneralin'ny «Office National des Arts et de la Culture» (OFNAC) na ofisim-pirenena momba ny zavakanto sy kolontsaina teo anivon'ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina izy, raha ny fampahafantarana fohy momba ny lalana nodiaviny fahavelony. Mpikambana tao amin'ny filankevim-pitantanan'ny Ofisin'ny Rovan'i Madagasikara na ORMADA ary isan'ireo nandrafitra ny komity siantifika tamin'ny fanarenana ny Rovan'i Madagasikara ihany koa. Ankoatr'izay dia mpiara-miasa na «chargé de mission» teo anivon'ny fiadidiana ny Repoblika i Julien Rakotonaivo, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

18-févr-2026

Misy ny fiomanan’ny kolonely Michaël Randrianirina

Card image cap
18-févr-2026

Nidina an-dalambe nanao fihetsiketsehana

Card image cap
18-févr-2026

Manohy ny fanoloran-tenany amin'ny

Card image cap
17-févr-2026

vitan’ny hafa ve tsy ho vitantsika,

Card image cap