airtel

Actualités

05-déc-2024

Toetr’andro

Mila mailo foana ihany

Sample post image

Maro ireo mpanara-baovao no tsy nanampo fa mbola hisy rotsak’orana ihany teto Antananarivo renivohitra ny 3 desambra teo.

05-déc-2024

Hatramin’ny omaly 4 desambra aza moa dia azo lazaina ho somary nivadibadika ihany ny toetr’andro na dia nilaza aza ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro fa ho maina izany mandritry ny 5 andro, izany hoe, nanomboka ny 3 desambra teo. Manamarika hatrany nefa moa, etsy ankilan’izany, ity sampandraharaha voalaza teo ity fa vinavina sy tombatombana ihany na hoe «prévision» no omen’izy ireo fa tsy voatery ho marina 100% hatrany akory. Mila mailo foana ihany, noho izany, rehefa mivoaka ny trano.
J. Mirija

 

Dans la même rubrique

24-août-2026

Roa maty nihotsahan'ny tany, roa naratra mafy

Card image cap