airtel

Actualités

24-mars-2026

TRAFIKANA VOLAMENA

TAO NOSY-BE Teratany vahiny voasambotra

Sample post image

teny amin'ny seranam-piaramanidina

24-mars-2026

Ny 17 martsa teo tokony ho tamin’ny 01 ora sy 30 minitra folakandro dia lehilahy tera-tany vahiny iray no saron'ny Polisim-pirenena miasa ao amin'ny Seranam-piaramanidina (PAF) ao Nosy Be rehefa nanondrana volamena an-tsokosoko. Tsikaritra fa hafahafa ny entan'ity lehilahy ity ka niroso tamin'ny fisavàna azy ny Polisim-pirenena. Volamena milanja 841 gramma no sarona teny aminy.Nosamborina avy hatrany izy ary nentina teo anivon'ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Diana hanaovana fanadihadihana..Niakatra fampanoavana ny 21 Martsa teo ny raharaha ka nidoboka am-ponja ity tera-tany vahiny ity.
Pati
Légende : Ity ilay tera-tany vahiny !


 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

Fantantsika hatramin’izay fa ny

Card image cap
05-juin-2026

HCC raha mikotrika fanongam-panjakana"

Card image cap
05-juin-2026

ny asa no ifampitsarana!"

Card image cap
05-juin-2026

Voalohany Miisa 31 hatreto ireo Malagasy

Card image cap
05-juin-2026

mifototra amin’ny fahitsiana no tanjona

Card image cap
05-juin-2026

kolikoly amin'ny fampianarana

Card image cap