airtel

Actualités

15-oct-2025

TSY FISIAN'NY VOLA HO AN'NY BEANTITRA

Tsy marina, tsaho hiniana haely hoy ny CNaPS

Sample post image

Tsy marina fa tsaho hiniana haely mikasika

15-oct-2025

ilay vaovao miparitaka anaty tambajotran-tserasera Facebook momba ny tsy fisian'ny vola ho an'ny Beantitra eo anivon'ny Cnaps. Nanomboka tamin'ny faran'ny taona 2023 dia efa niverina tanteraka ny fifampitosikan'ny Cnaps na ny Tahirim-pirenena ho an'ny fiahiana sosialy sy ireo mpampiasa mandoa latsak'emboka tao aminy.Niteraka voka-tsoa maro ho an'ireo mpikambana manerana ny Nosy izany ka nahafahafana nizara fanomezana ho an'ireo mpahazo tombontsoa hoy ny vaovao azo. Nofehezina ihany koa ny dépenses de fonctionnement raha tsy nisy ny dépenses d'investissement. Nomarihin'ny Cnaps ihany koa moa tao anatin'ity fanambarana nataony ity fa tsy misy ny famoaham-bola azo hataotao foana ao amin'izy ireo. Tsy maintsy hifampierana amin'ny Vondron'ny mpampiasa, ny Sendika ary ny Solontenam-panjakana izany.
Pati
Légende : Ity ilay fanambarana !
 

Dans la même rubrique

27-juil-2026

Nangatahana ho atao amin’ny teny malagasy

Card image cap
27-juil-2026

Nodimandry ny Kolonely Botomanovatsara

Card image cap
27-juil-2026

Nisy fipoahana tao Ambohimanambola, hoy ny Jirama

Card image cap
27-juil-2026

Miroso amin'ny fanavaozana lehibe

Card image cap
27-juil-2026

Karohan'ny Polisim-pirenena eo

Card image cap
27-juil-2026

Mitohy hatrany ny halatra taribin'ny

Card image cap