airtel

Actualités

26-janv-2026

Vesatra hanenjehana an’i Rinah

akotomanga Niampy resaka

Sample post image

24 miliara Ariary indray

26-janv-2026

nilaza ny mpisolovava an’ny tompondraikitry ny serasera teo anivon’ny fiadidiana ny repoblika teo aloha sy tomponandraikitra teo anivon’ny masoivoho malagasy ao Chine farany teo ihany koa, Rinah Rakotomanga, fa isaky ny hita fa mitady ho afaka ny olona arovany dia misy dosie vaovao foronina indray. Amin’izao dia nampiana raharaha fanodikodinam-bola mitentina 24 miliara Ariary tamin’ny taona 2020, izay efa navoakan’ny «Cour des comptes» na ny rafi-pitsaràna misahana izany didy fa tsy nisy fanodikodinam-bola, araka ny fanazavany, no hanenjehana azy. Ny tanjona dia ny hitazonana azy am-ponja maharitra, hoy ity mpisolovava ity. Heverin’ity mpisolovava ity, araka izany, fa fanenjehana mitohy sy paikady hampitomboana ny vesatra iampangana azy izao zava-misy mahazo an’ity tomponandraikitra teo anivon’ny fitondràna, Andry Rajoelina, ity izao.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

29-mai-2026

250 tapitrisa dolara no andrasana

Card image cap
29-mai-2026

nampanantenaina tao Ambositra

Card image cap
29-mai-2026

artifisialy ilay teny Ambohimalaza

Card image cap
28-mai-2026

vahoaka ary hajaina ny heviny

Card image cap
28-mai-2026

mpiara-miasa ny depiote sy ny Ben’ny tanàna"

Card image cap
28-mai-2026

dia midika fa forongony..."

Card image cap