airtel

Actualités

31-juil-2026

Zaza nitomany

Saika niharan’ny fitsaràm-bahoaka

Sample post image

ny reniny sy zokiny

31-juil-2026

Nitomany Ilay zaza teny amin'ny arabe, notantanan'ny zokiny, raha ny fampitàm-baovao voaray omaly. Tsy ela dia vory ny vahoaka nanondro azy ireo ho mpangala-jaza, hoy ny avy eo anivon’ny zandarimaria. Tonga ny Polisy naka azy ireo. Nirohotra manoloana ny Kaomisaria ny vahoaka an-jatony nitaky ny hamoahana azy ireo. An-dranomaso sy horohoro ny an'ilay Zaza sady manazava. Mamanay io, hoy ilay zaza, sady nilaza ny anaran’ilay ramatoa. Zokinay ito, hoy koa izy, sady nilaza ny anarany. Nandresy lahatra ny Polisy. Ity ny sarin'izy mianaka tamin'ny 26 jona. Izay vao niparitaka tsikelikely ny vahoaka rehefa saika niharan'ny fitsaram-bahoaka ny zokiny sy ny renin'ity zaza tao Ambohimena, Antsirabe, raha ny fampitàm-baovao omaly hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-sept-2026

karaman’ireo depiote hamahana delestazy ! »

Card image cap