Notanterahina omaly 24 jolay 2023 ny fanaovan-tsonia fifanarahana ara-bola telo sosona eo amin’ny Governemanta malagasy sy ny Governemanta frantsay,
Satria ve ianareo avy amin’ny tontolon’ny fikarakarana sy fanaovana fety dia tianareo avadika tahaka izany koa ny firenentsika?
Namoaka fanambarana niraisana ireo Filohan'ny Fikambanana pedagojikan’ny mpianatra eny amin'ny Oniversiten'Antananarivo ny andron’ny omaly 24 jolay 2023.
Anaty krizy tanteraka ny fanabeazana eto Madagasikara, hoy ny filohan’ny antoko politika Ny Fireneko sady minisitry ny fanabeazana teo aloha,
Nosakanan’ny filohan’ny Antenimierandoholona
Mbola misy hatrany ny vary mangatsiaka tamin’ny raharaha FR (Fonds Routier) ka nahalasibatra orinasa maro tamin’ny sehatry ny asa vaventy mpanamboatra làlana.
Vao maika ho tafiditra lalina anaty fahasahiranana ny Malagasy. Ankoatra ny fiakaran’ny vidin’ireo kojakoja ilaina
Voaantson’ny teo anivon’ny SADC hanaovana fakan-kevitra mahakasika ny fanomanana ny fifidianana indrindra ny
Tena mahasarika olona marobe tokoa amin’izao ireo karazana fitaovana hahafahana miady amin’ny delestazy.
Mitohy ny fizarana « moto » ataon’ny Fanjakana Rajoelina. Ireo ben’ny tanàna ao amin’ny Distrikan’i Betioky Atsimo
Lehilahy iray mbola erotrerony tokoa omaly alatsinainy maraina tokony ho tamin’ny 1 ora sy sasany no voasambotry
Nitaraina mafy ary niantso ny mpitantana ny kaominina Antananarivo renivohitra mba hijery ny fahasahiranan’izy ireo ireo mponina ao Analamahitsy Cite,
Tsy tontosa nanomboka omaly alatsinainy 24 jolay fa voatery nahemotra anio Talata 25 Jolay ny fanombohana ny
Mandeha ila ankehitriny ny fikarakarana ny lalaon’ny nosy, hoy ny filohan’ny taranja ady totohondry, Herimamy Rabarisoa.
Hisy ihany ve ny Lalaon'ny Nosy sa tsia. Hatreto mantsy na dia iray volana aza sisa dia tena mbola tsy re be tsy re kely miova toa tsobo-dranon-dRamiangaly ka mitranga mihemotra.
Vehivavy iray voalaza fa nandeha moto avy nanatitra ny vadiny no voahitsaky ny kamiao teo amin’ny fiolanan’i