airtel

Fandriampahalemana

22-oct-2025

ANTAFOFO AMPARIHY, FARITRA ITASY

Zazavavy kely maty nisy nanolana

Sample post image

Zava-doza no nitranga tany Antafofo Amparihy,

22-oct-2025

toerana misy ny Chute de la Lily, Faritra Itasy, afak'omaly Alatsinainy 20 Oktobra alina. Zazavavy kely iray vao 10 taona monja no fantatra fa maty nisy nanolana. Lehilahy miisa telobe izao raha araka ny loharanom-baovao azo no nanolana azy io. Tsy tao an-tranony ireo Ray aman-dRenin'ity zaza ity tamin'io fotoana fa nandeha namonjy fianakaviana narary mafy. Nanamparan'ireo tsy mataho-tody ny filan-dratsiny io Zaza io noho izany mandrapaharainan'ny andro, antony niteraka ny fahafatesany. Miantso ny manam-pahefana isan-tsokajiny mba hijery akaiky ity tranga ity noho izany ireo fianakavian'ny maty.
Nangonin'i Pati
Légende : Teto no nentina nojerena ilay zaza !
 

Dans la même rubrique

18-sept-2026

6 nidoboka am-ponja, iray tarika amin'ny 73kg...

Card image cap
18-sept-2026

Ravan'ny Polisim-pirenena, olona 9 voasambotra tany Tolagnaro

Card image cap
18-sept-2026

vadiny dia namono ten izy

Card image cap
18-sept-2026

Nampidirina am-ponja vonjimaika

Card image cap
17-sept-2026

vinantony teo amin’ny lohany

Card image cap