distrikan'i Vavatenina, raha ny fampitàm-baovao voaray ny sabotsy teo. Voatsindrona antsy teo amin’ny saokany. Mangana ny tendany. Nandeha hiasa maraina no nialany tao an-trano ka izao maty izao. Ny findainy ihany no tsy hita teny aminy. Tonga nizaha ny zava-nisy ny zandary ary efa mandeha ny fanadihadiana, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija