airtel

Fandriampahalemana

17-juin-2026

Olona varira any ITASY

Maniry ny hisian'ny

Sample post image

ivon-toerana manokana ho azy ireo

17-juin-2026

Manoloana ireo hirisetra nisesy, izay nisy namoizana aina nihatra tamin'ireo olona manana toe-tena varira tato ho ato, dia tena miaina anaty tebiteby sy tahotra ny amin'ny hoaviny izy ireo, indrindra ireo ankizy. Any amin'ny Faritra Itasy iny, raha ny fantatra, dia misy tanora varira tokony hiatrika fanadinana bakalorea amin'ity taona ity no tsy maintsy nijanona tamin'ny fianarany noho izay tahotra izay. Fanirian'ireo olona manana toe-tena varira any amin'ny Faritra Itasy iny ny hananganana ivon-toerana handraisana manokana azy ireo ary manao antso avo amin'ireo malala-tanana mba hiara-hanolo-tanana amin'ny fanatanterahana izany, mba hiainan'izy ireo lavitry ny fitaintainana sy ny tahotra ary ny hananany fiainana milamina toy ny olon-drehetra.
Jean D.
 

Dans la même rubrique

18-sept-2026

6 nidoboka am-ponja, iray tarika amin'ny 73kg...

Card image cap
18-sept-2026

Ravan'ny Polisim-pirenena, olona 9 voasambotra tany Tolagnaro

Card image cap
18-sept-2026

vadiny dia namono ten izy

Card image cap
18-sept-2026

Nampidirina am-ponja vonjimaika

Card image cap
17-sept-2026

vinantony teo amin’ny lohany

Card image cap