airtel

Fandriampahalemana

10-juil-2026

Rivellino Ravelomahazo

«Fotoana hamelomana ny

Sample post image

Vaomieran'ny fandriampahalemana'' izao»

10-juil-2026

Fotoana hamelomana ny ''Vaomieran'ny fandriampahalemana'' isam-pokontany izao, hoy ny mpamakafaka fiainam-pirenena, Rivellino Ravelomahazo. Mandry tsy lavo loha ny vahoaka manoloana ny tsy fandriampahalemana misy etsy sy eroa, hoy izy. Manoloana izany, aoka tsy ho zatra toloram-potsiny na manantena fanjakana lava izao. Isika no mila mandray andraikitra voalohany amin'ny alalan'ny andrimasom-pokonolona ary mila sarotiny isika amin'izany. Ny fampandrosoana eny ifotony dia miainga amin'ny fandraisan'andraikitry ny tsirairay fa tsy hanampy anao ny fimenimenonana sy ny fanaratsiana sesilany tompoko, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

03-sept-2026

Mitotaly 16 tapitrisa Ariary no lasan’ireo olon-dratsy

Card image cap
03-sept-2026

Lasa ny 20 tapitrisa Ar sady naratra

Card image cap
02-sept-2026

Vita fitsirihana sy azon’ny fianankaviana nalaina ny razana

Card image cap
02-sept-2026

fiara nitondra rongony ! »

Card image cap
02-sept-2026

nalaina an-keriny, hita faty

Card image cap