airtel

Fandriampahalemana

08-déc-2025

SOANIERANA IVONGO

Tratra ny Raindahiny

Sample post image

amin'ny mpivaro-drongony

08-déc-2025

Tratra ny Raindahiny amin'ny mpivaro-drongony any amin'ny distrikan'i Soanierana Ivongo. Naharay antso avy amin’olona tsara sitra-po raha tsiahivina ny Polisy ao amin’ny kaomisarian'i Soanierana Ivongo ny 02 desambra teo ny amin’ny fisiana lehilahy iray mitondra gony feno rongony mihazo ny lalam-pirenena faha-5. Nidina ifotony avy hatrany ny Polisy nanamarina izany ka hita teny tokoa ity lehilahy ity ary rehefa nosavaina ny gony teny aminy dia nahitàna fonosana rongony tao anatiny. Nentina teo amin’ny biraon’ny Polisy izy nanokafana fanadihadiana ary natolotra ny Fampanoavana ny 4 Desambra Téo ka naiditra am-ponja vonjimaika any Fenerive-Est.
Pati
Légende : Ity ilay ranamana sy ireo rongony tratra !
 

Dans la même rubrique

22-sept-2026

Tonga hatrany an-davarangan’olona mangalatra lamba sy vilany

Card image cap
18-sept-2026

6 nidoboka am-ponja, iray tarika amin'ny 73kg...

Card image cap
18-sept-2026

Ravan'ny Polisim-pirenena, olona 9 voasambotra tany Tolagnaro

Card image cap
18-sept-2026

vadiny dia namono ten izy

Card image cap
18-sept-2026

Nampidirina am-ponja vonjimaika

Card image cap