airtel

Fandriampahalemana

23-juin-2025

TOVOVAVY NISY NAMONO

Tsy tao intsony ny masony sy ny lelany

Sample post image

Tovovavy kely iray manodidina ny 20 taona antsoina hoe : Clémentine monina ao

23-juin-2025

Tanambe no fantatra fa nisy namono tamin'ny fomba feno habibiana ny faran'ny herinandro teo tany amin' ny kaominina ambanivohitr'Ankilimalinika Distrika Toliara II. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia tsy salama saina tsara ity tovovavy ity. Nanomboka ny Alakamisy 19 Jona teo izy no efa tsy hita. Vatana mangatsiaka sisa araka izany no hita ny Zoma lasa teo ary efa tsy teo intsony nylelany sy ny masony. Efa eo am-pelatanan'ny mpitandro ny filaminana ny raharaha raha efa nalevina omaly Alahady 22 Jona kosa ny razana hoy ny vaovao.
Pati
Légende : Teto amin'ity tanàna ity no nitrangan'ny loza . 

Dans la même rubrique

24-août-2026

Avotra soa aman-tsara i Sandratriniaina,

Card image cap
24-août-2026

Mitantara ireo efa lasibatra

Card image cap
24-août-2026

Nisehoana tranga mampalahelo heverina

Card image cap
21-août-2026

Voasambotra tany Manakara

Card image cap
21-août-2026

Razana miisa 8 no lasan'ireo jiolahy

Card image cap
21-août-2026

namonoana Raim-pianakaviana

Card image cap