airtel

Politique

13-févr-2023

Politique

Antoko politika FTM “Handray ireo maniry hitantana raharaham-panjakana”

Sample post image

Noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2023 dia hisy ny fampirantiana ny vokatra rehetra misy ao Betsimitatatra ho tontosain-drizareo

13-févr-2023

ao amin’ny antoko politika FTM na Fitiavana ny taninjanako eto Madagasikara, izay niorina tao amin’ity faritra ity. Hisy fandraisana ireo tanora vonona hianatra momba ny fambolena sy fiompiana koa mandritr’io fotoana izay ho tontosaina ny 18 febroary izao eny Anosibe Zaivola io, hoy ny fanazavana. Hisy ihany koa ny fandraisana ireo olona maniry hianatra hitantana raharaham-panjakana toy ny sefo fokontany sy ben’ny tanana ary depiote. Izao izany dia efa iomanana, hoy ny filohan’ny antoko, Njaka Andriantsoa.
J. Mirija
Legende: Njaka Andriantsoa
 

Dans la même rubrique

27-mai-2025

Nampidirina ho ala-olana indray ny vanin’andro ririnina, izay mampihena ny

Card image cap
27-mai-2025

ny vahiny fa ny eto potehina…

Card image cap
27-mai-2025

Fa inona marina no tena olana ao amin’ny samy mpitondra ambony ao e ?

Card image cap
27-mai-2025

Mipetraka ho adihevitra eo amin’ny tontolo politika indray ny resaka lalàm-pifidianana,

Card image cap
26-mai-2025

Ho lanin’ny vahoaka malagasy tsianjery ihany no hiafaran’ity kobaka am-bavan’ny filoham-pirenena,

Card image cap
26-mai-2025

Notanterahana ny zoma sy sabotsy 23-24 mey tetsy amin’ny Hotely Carlton Anosy ny hetsika

Card image cap