na koa hoe HOM2HF, izany hoe, “Hetsiky ny Olompirenena Miady amin'ny Hosoka sy Hala-bato amin'ny Fifidianana” dia mizara amin'ny mpikatroka rehetra ny fomba fijerinay ny zava-misy, hoy ity hetsiky ny fiarahamonim-pirenena iray ity ny faran’ny herinandro teo. Mba hisian'ny fifidianana mangarahara sy eken'ny rehetra dia tsy azo ihodivirana, hoy izy ireo, ny fifanatonan'ny mpikatroka rehetra hiresaka an-databatra boribory. Handinihana sy hametrahana ny fitsi-dalao vaovao eken'ny rehetra hitondrana sy hanatanterahana ny fifidianana rehetra ho avy izany. Ilaina izany mba hialana amin'ny olana rehetra toy ny “doublon” na verindroa sy ny kara-panondro sandoka nisy teo aloha izay saika nampisy savorovoro, hoy hatrany izy ireo.
(Sary fanehoana)
J. Mirija
Manaraka ny zava-misy ny antoko politika UNDD, hoy ny filohany, Dr Manoro Régis. Hitanay ny mahazo ny vahoaka, hoy izy.
Mihazakazaka ny toe-draharaha politika, ary hita ho miha mangotraka amin’izao 5 volana mialohan’ny fifidianana izao. Mandeha ny adihevitra samihafa toy ny firesahana sy adihevitra ambony latabatra hametrahhana ny fitsipi-pitondran-tena,
Nankalazaina omaly 01 jona 2023 ny fankalazana ny faha-247 taonana nanambarana ny fahaleovantenan’i Etazonia
Madagasikara an’ny malagasy no fantatray, hoy ny antoko politika Matsilo. Na ny fitondrana ankehitriny aza, hoy ny filohan’izy ireo, Joseph Yoland,
Sarotra raha amin’izao ny hahatarika olona hidina an-dalambe, hoy ny mpamakafaka raharaham-pirenena, Jerry Rakotoarijaona.
Lalaovin’ireo mpamatsy vola mahazatra isika, hoy ny antoko politika Natiora. Averiko ihany, hoy ny filohan’izy ireo, Mihari-Ni-Rencho,