airtel

Actualités

19-mars-2026

AMPANDRANA

Ankizivavy miisa sivy naolana lehilahy 47 taona

Sample post image

Ankizivavy miisa sivy

19-mars-2026

6 ka hatramin’ny 12 taona) no niharan’ny fanolanana sy fanararaotana ara-nofo nataona lehilahy lehibe iray 47 taona teny amin’ny fokontany Ampandrana. Raha araka ny fantatra dia nandritra ny fotoana maromaro no efa nanaovan'io lehilahy tsy mataho-tody io izany fihetsika mamoafady sy mampalahelo izany. Tonga nametraka fitoriana teny anivon’ny fitsarana, omaly Alarobia 18 Martsa ireo Ray aman-dReny maromaro monina sy mipetraka eny amin’io fokontany io. Fantatra raha araka ny loharanom-baovao fa mody tambatambazan'io lehilahy lehibe io ireo ankizy madinika. Ny sasany hividianany ody ambavafo, ny sasany omeny vola. Noheverin'ireo ankizy fa tena fitiavana anefa no hanaovan'ilay Rangahy lehibe izany kinanjo miaro fanararaotana. Andrasana izay mety ho tohin'ity raharaha mampihoronkoditra ity.
Nangonin'i Pati
Légende : Santionany tamin'ireo ankizy voaolana !
 

Dans la même rubrique

11-sept-2026

Hivaly ny 12 oktobra ny fangatahan-dRavatomanga

Card image cap
10-sept-2026

Miahiahy sy miampanga olom-boafidy TGV ireo voakasika

Card image cap
10-sept-2026

tokony hahintsy ny fifidianana!»

Card image cap
10-sept-2026

ny volan’ny orinasan-dRajoelina

Card image cap
10-sept-2026

Niseho tamin’ny alalan’ny « visioconférence »

Card image cap
10-sept-2026

Hovitaina mialohan'ny faran'ny taona

Card image cap