airtel

Actualités

21-mai-2025

Analakely sy ny manodidina

Miverina mahazo vahana ny loto

Sample post image

Miverina mahazo vahana tsikelikely indray ny loto eny Analakely sy ny manodidina,

21-mai-2025

raha ny tsikaritra hatramin’ny omaly. Nisy moa, raha tsiahivina, ny fanadiovana nafotaka notontosain’ny teo anivon’ny fiadidiana ny Kaominin’Antananarivo renivohitra talohan’ny fanatanterahana ny fihaonana an-tampon'ireo filoham-panjakàna anaty vaomieran'ny ranomasimbe indiana sy ny fitsidihan'ny filoham-pirenena frantsay teto Madagasikara. Azo lazaina hoe tao anaty fotoana fohy dia tazana ho tena nadio ny ivelan’Antananarivo tamin’ireny fotoana ireny, indrindra, Analakely. Nanome toky nefa moa ny ben’ny tanàna, Harilala Ramanantsoa, fa hitohy ny asa fanadiovana fa tsy nijanona ho seho ivelany tamin’ireny fandraisana fihaonana iraisampirenena ireny fotsiny. Andrasana, araka izany, ny tohiny.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

22-mai-2026

Tsy anaty kitapombolam-panjakana ny fitakiana, tsy zo iny fa « prime » !»

Card image cap
22-mai-2026

Tsy tokony ho be kolikoly sy hamoritra vahoaka ny manamboninahitra »

Card image cap
22-mai-2026

hoy ny Filohan'ny Synad

Card image cap
22-mai-2026

ireo hisakafo ao amin’ny PHO Resto

Card image cap
22-mai-2026

Mirongatra ny halatra tany tsy

Card image cap
21-mai-2026

aza ny fitondràna!»

Card image cap