airtel

Actualités

14-févr-2024

Distrikan’i Sambava

Lasibatra ireo lalovan’ny reniranon’i Bemarivo

Sample post image

Miakatra be ny renirano Bemarivo any amin’iny distrikan’i Sambava

14-févr-2024

iny amin’izao fotoana izao. Betsaka amin’ireo toerana lalovany noho izany no dibo-drano tanteraka, ary traboina ny olona. Tokony hisy ny fanentana atao amin'ireo izay mipetrapetraka amin'ny faritra iva amin'iny mioriky Bemarivo Amboangibe iny, hoy ny antso avo ho an’ny omaly. Toerana maro ankehitriny no lasibatry ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsak’orana koa samia mailo sy manaraka toromarika hatrany.
Toky R

 

Dans la même rubrique

27-juil-2026

Nangatahana ho atao amin’ny teny malagasy

Card image cap
27-juil-2026

Nodimandry ny Kolonely Botomanovatsara

Card image cap
27-juil-2026

Nisy fipoahana tao Ambohimanambola, hoy ny Jirama

Card image cap
27-juil-2026

Miroso amin'ny fanavaozana lehibe

Card image cap
27-juil-2026

Karohan'ny Polisim-pirenena eo

Card image cap
27-juil-2026

Mitohy hatrany ny halatra taribin'ny

Card image cap