airtel

Actualités

09-févr-2026

Eliace Ralaiarimanana

«Ny tolona ho faty momoka no

Sample post image

mampanahy ahy, mbola tsy tara…»

09-févr-2026

Tsy mora ny tolona nandravàna ny asan-devoly teto izay vao tonga tamin’ireny fitsoahana nihatra tamin’ny filoham-pirenena teo aloha, Andry Rajoelina, ireny, hoy ny filohan’ny antoko politika Kristianina manao politika, Eliace Ralaiarimanana. Tsotra ny teniko «Mon Colonel», izay filohan’ny fiadidiana ny fanavaozana, hoy izy. Mangataka anao aho hifampiresaka amiko fa tsy avelan’ireo mora eo ianao raha izaho no ahilikilikao! Efa nanao ny dingana hihaonana taminao aho mantsy fa tsy nisy nandray. Tsy misy iraharahiako izay toerana fa ny tolona ho faty momoka no mampanahy ahy. Mbola tsy tara, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-avril-2026

Nofoanana tamin’ny taona 1973

Card image cap
17-avril-2026

Tsy mampandeha amin’ny laoniny ny fanavaozana ny tsy fandriampahalemana»

Card image cap
17-avril-2026

fifamonoana sy fifanimbàna»

Card image cap
17-avril-2026

ivelany mafy tsy voafehintsika»

Card image cap
17-avril-2026

hanaraha-maso ireo faritra arovana

Card image cap
17-avril-2026

hahazo tombony amin’ny tetikasa D-CLIC

Card image cap