latsaka tao anaty fahazoana rotsak’orana izay. Raha ny fanazavan’ireo tekinisianin’ny fambolena dia miha vokatra ny singa antsoina hoe «fructose» izay mamokatra hamamiana amin’ireo voankazo tokony ho mamy. Mihena kokoa ihany koa, araka izany, ny singa mamokatra ny vitaminina C, izay manome kaslioma ao anatin’ilay voankazo sy ny vatan’olombelona tao anatin’iny hafanana be iny. Izany no antony nahatonga ireo voankazo tokony ho mamy lasa marikivy tamin’ireny fotoana ireny ny ankamaroany. Mahalana izany nahita voankazo toy ny paiso na manga izany ka hoe mamy nialohan’ny nandalovan’iny rotsak’orana tanaty rivodoza iny, raha ny fanazavàna voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
Tsy tena tsapa ilay fanovàna ! Apetrao ny satan'ny tetezamita fanavaozana !"