airtel

Actualités

17-févr-2026

Fanakonana amin'ny

ampahany ny masoandro

Sample post image

Anio, manomboka amin'ny 3 ora latsaka 17 minitra

17-févr-2026

Anio17 febroary 2026 dia hisy "éclipse solaire partielle" na fanakonana amin'ny ampahany ny masoandro ho hita eto Antananarivo amin’ireto ora ireto, raha ny fampitam-baovao voaray. Manomboka amin'ny 3 ora latsaka 17 minitra hariva, ora ao an-toerana izany. Tonga amin’ny fara-tampony io amin'ny 4 ora sasany mahery dimy hariva. Mifarana amin'ny 5 ora sy 23 minitra hariva eo kosa. Manodidina ny 20% hatramin'ny 30% amin’ny masoandro no ho voasaron’ny volana eto amintsika, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany mikasika ity fanakonan'ny volana indray ny masoandro ity.
Nangonin'i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

Fantantsika hatramin’izay fa ny

Card image cap
05-juin-2026

HCC raha mikotrika fanongam-panjakana"

Card image cap
05-juin-2026

ny asa no ifampitsarana!"

Card image cap
05-juin-2026

Voalohany Miisa 31 hatreto ireo Malagasy

Card image cap
05-juin-2026

mifototra amin’ny fahitsiana no tanjona

Card image cap
05-juin-2026

kolikoly amin'ny fampianarana

Card image cap