airtel

Actualités

02-févr-2026

FEFILOHAN'I TONGOLOINA

Ahiana ho vaky, Fokontany

Sample post image

am-polony no atahorana

02-févr-2026

Noho Ilay rotsak'orana be nentin'ilay rivo-doza Fytia dia manambana mitady ho vaky ny fefilohan'i Tongoloina ao amin'ny Kaominina ambàivohitr' Ampahitrosy, Distrikan'Antananarivo Atsimondrano. Noho ny fiakaran'ny rano sy ny fandehanany mafy no voalaza ho anton'izany. Fokontany miisa 5 ao anatin'ny Kaominina Ampahitrosy, 8 ao Ampanefy, 5 ao Soalandy, ary 4 ao Soavina no atahorana ho tra-doza raha sanatria misy izany fahavakisana izany hoy ny vaovao. Mitontaly 24 isa eo ho eo izy ireo amin'ny ankapobeny miampy ny Fokontany iray ao Anosizato Andrefana. Ao anatin'ny loza mitatao amin'ny tondra-drano ireo kaominîna ireo noho izany raha araka ny vaovao azo teo anivon'ny Birao nasionaly misahana ny loza voajanahary sy ny APIPA.
Pati
Légende : Tahaka izao no fisasasasan'ny rano amin'ilay fefiloha ahiana ho vaky !
 

Dans la même rubrique

26-août-2026

tsy nahavaha olana

Card image cap
26-août-2026

fahaverezam-panahintsika!»

Card image cap
26-août-2026

maso sy fisavana ny Minisitera

Card image cap
26-août-2026

Madagasikara hizorana

Card image cap
26-août-2026

120 tapitrisa dolara fa tsy 77

Card image cap
26-août-2026

Nifanekena ny hanatsarana ny tolotra « mobile money »

Card image cap