airtel

Actualités

02-janv-2025

Fetin’ny faran’ny taona

Maro ireo nisafidy ny hijanona tao an-tokantrano

Sample post image

Ampio lasary kely!» ohatran’ny hiran’i Samoela ity dia efa izy, hoy ny zatovolahy iray,

02-janv-2025

nisafidy ny hiatrika ny fetin’ny faran’ny taona tao an-tokantranony niaraka tamin’ny fianakaviany ihany. Ato no mikarakara tsakitsaky sy zava-pisotro na sakafo kely miala amin’ny mahazatra, hoy izy, miaraka amin’ny ambiansy anaty fianakaviana dia efa milamina fa efa sarotra koa izao ny fiainana. Maro ireo nisafidy ny hijanona tao an-tokantrano namarana an’iny alin’ny 31 desambra 2024 iny mba hitsenana ny 1 janoary 2025. Anton’izay, raha ny fanadihadiana natao, ny mba hifehezana ny fandaniana ao an-tokantrano sy ny mba hahafahana mifety sy mifaly ihany satria hahazo taona vaovao na dia miha manahirana aza ny fiainana amin’izao fotoana izao, hoy ny fanazavana. Tsy ho moramora rahateo ny hiatrika ny volana janoary ka dia «Herezo» koa, hoy ny hiran-dry Mahaleo izay.
J. Mirija 

Dans la même rubrique

29-avril-2026

Tsy tena tsapa ilay fanovàna ! Apetrao ny satan'ny tetezamita fanavaozana !"

Card image cap
29-avril-2026

birao vaovao, notsofina rano

Card image cap
29-avril-2026

Nobatain'ireo mpino Silamo nivoaka ny sekoly Jery ny Filohan'ny FSM

Card image cap
29-avril-2026

Nanaovana hetsika manokana ny tany Maintirano

Card image cap
29-avril-2026

Adihevitra tato ho ato ny

Card image cap
29-avril-2026

Hampiharina amin’ity taona ity ny tetikasa «Rahaka»

Card image cap