airtel

Actualités

04-mars-2026

Fifandraisan-davitra

Mitohy ny halatra amin’ny fomba mihaja

Sample post image

Mitohy ny endrika halatra amin’ny

04-mars-2026

fomba mihaja ataon’ireo orinasam-pifandraisan-davitra eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao, raha ny mikasika ny tsy fahafaham-po azon’ny mpanjifa amin’ny tolotra omen’izy ireo no resahina. Isan’ny mampitaraina ny mpanjifa, ohatra, ny fisiana tolotra izay toy ny be fanomezana na «bonus» ataona zotram-pifandraisana iray nanana olana tanatin’ny volana vitsivitsy izao. Rehefa ampiasaina anefa ny tolotra dia resaka minitra no maha fongana ny tena ilaina amin’izany na dia novidiana aman’aliny aza ilay tolotra. Iaraha-mahalala ankehitriny ny firoborobon’ny fikirakiràna aterineto, indrindra, tambazotran-tserasera saingy ny tolotra mikasika izany indrindra no mora lany vetivety indrindra anatin’ilay tolotra vidiana lafo be, hoy hatrany ny fitarainan’ireo mpanjifa.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

26-août-2026

tsy nahavaha olana

Card image cap
26-août-2026

fahaverezam-panahintsika!»

Card image cap
26-août-2026

maso sy fisavana ny Minisitera

Card image cap
26-août-2026

Madagasikara hizorana

Card image cap
26-août-2026

120 tapitrisa dolara fa tsy 77

Card image cap
26-août-2026

Nifanekena ny hanatsarana ny tolotra « mobile money »

Card image cap