airtel

Actualités

27-déc-2024

Fiovaovan’ny toetr’andro

Miha marikivy ny voankazo

Sample post image

Tsikaritra ho miha marikivy ny voankazo tokony hahitàna hamamiana amin’izao fotoana izao

27-déc-2024

manoloana ny fiantraikan’ny fiovaovan’ny toetr’andro eto Madagasikara. Araka ny fanazavàna nomen’ny tekinisianina momba ny fambolena moa dia raha tokony hamokatra ny akora antsoina hoe «fructose», izay singa manome hamamiana voankazo ny sela iray dia lasa ny vitaminina C no tena vokariny, noho ilay tsy fahampian’ny rotsak’orana. Mety ahitana otrikaina hafa ihany toy ny vitaminina A sy io «fructose» voalaza teo io ihany ao saingy lasa kely dia kely. Mahatsiaro ho mila mamokatra betsaka izay vitaminina C izay ilay voankazo noho ilay tsy fahampian’ny rano ao anatiny, hoy hatrany ny fanazavàna.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

22-mai-2026

Tsy anaty kitapombolam-panjakana ny fitakiana, tsy zo iny fa « prime » !»

Card image cap
22-mai-2026

Tsy tokony ho be kolikoly sy hamoritra vahoaka ny manamboninahitra »

Card image cap
22-mai-2026

hoy ny Filohan'ny Synad

Card image cap
22-mai-2026

ireo hisakafo ao amin’ny PHO Resto

Card image cap
22-mai-2026

Mirongatra ny halatra tany tsy

Card image cap
21-mai-2026

aza ny fitondràna!»

Card image cap