hoy ny Kardinaly Monseigneur Désiré Tsarahazana. Miantso ny rehetra hibebaka sy hampanjaka ny fahamarinana eto Madagasikara, hoy izy. Rehefa manao ny «Rainay izay any an-danitra» isika dia tokony hatsiaro fa tsy tokony ho azon’ny fitaoman-dratsy mba ho tanteraka eto ny fiadanana sy ny fanjakàn’Andriamanitra. Lasa modely ny risoriso sy tsy fahamarinana ka tokony hiova famindra isika raha tiana ihany koa ny hanova izao firenena izao, hoy hatrany ny nambarany.
J. Mirija
Tsy anaty kitapombolam-panjakana ny fitakiana, tsy zo iny fa « prime » !»
Tsy tokony ho be kolikoly sy hamoritra vahoaka ny manamboninahitra »