airtel

Actualités

31-août-2023

Kojakojan-tokantrano

Azo atao ny manolo azy na dia sahirana aza

Sample post image

Amin' ny vanim - potoana toy izao dia saika manavao ny tolotra omeny avokoa ny orinasa tsy miankina eto amintsika.

31-août-2023

Anisan' izany ny tranom-barotra « Baolai » etsy Soarano, Analakely sy Bazar - be Toamasina mba hahafahan’ny tsirairay manavao ny entana ao an-tokantranony na dia eo aza ny fahasahiranana . Mitohy noho izany ilay fihenam-bidy goavambe ao amin’izy ireo amin' ireo Smart Tv sy Télé Led. Misy manomboka 32 hatramin' ny 85 pouces ary ny laser tv 100 pouces izay misy antoka 1 taona izany dia mandrapahatapitry ny staoky. Betsaka ihany koa ireo entana vaovao lohalaharana amin' ny kalitao hita amin’izy ireo raha araka ny fantatra. Ao ny mini radio baffle bluetooth solaire, fahita lavitra fisaka marika « Toshiba », izay ahitana manomboka 32 hatramin' ny 75 pouces, table de mixage, machine à café à capsule, panneaux solaires mono sy polychristallinsmachine à laver transparent, Laser TV 120 pouces izay misy antoka 12 volana ihany koa, ny subwoofer, ny congélateur izay afaka mitazona hatsika 135 ora aorian' ny delestazy, synthétiseur, four à gaz sy elektrika, climatiseur…
Pati
Legende : Tahaka izao ireo karazan’entana misy ao amin’ny Baolai !
 

Dans la même rubrique

18-mai-2026

ny Filohan’ny fanavaozana ! »

Card image cap
15-mai-2026

no hivoaka amin’ny fikaonandoha fa tsy olona!»

Card image cap
KMF
15-mai-2026

ny fikaonandoham-pirenena

Card image cap