voaolana monja voaolana tany Belobaka ny 13 Novambra teo. Nentina namonjy toeram-pitsaboana avy hatrany io zaza io ka voamarina ny fahasimbany. Nanokatra ny fanadihadiana ny kaomanfin'ny borigady ao Belobaka sy ny ekipany ka fantatra ny nahavanon-doza. I Pierakely izay nitsoaka sy nitondra basy poleta vita tanana, mbola nampihorohoro ny mpiara-monina fa: " ho vonoiny daholo izay mitory azy any amin'ny zandary".Ny ampitson'io vao maraim-be, niverina naka entana tao an-tranony ny anaolahy. Tonga ny zandary hisambotra azy saingy noheveriny fa mbola ireo fokonolona ihany ka nanapoaka basy izy sady nitady làlana. Voatery nitifitra azy ny zandary noho izany. Lavo vokatry ny fahaverezan-dra be loatra ny tenany.I Pierakely moa raha tsiahivina dia jiolahy efa mpamerin-keloka. Ankoatra ity fanolanana ity dia efa nahavita asa halatr'omby sy vaky trano miampy fandrobana ny tenany.
Pati
Légende : Tapitra ny 99 andron'ilay ranamana ity !
Tsy tena tsapa ilay fanovàna ! Apetrao ny satan'ny tetezamita fanavaozana !"