airtel

Actualités

20-févr-2026

Narison Stéphan

"Tsy tokony haloa ny trosan'ny teleferika"

Sample post image

Tereo Hanala ny Colisée na io

20-févr-2026

lazaina Kianja masoandro io i Colas sy Bouygues raha mbola te hahazo tsena eto Madagasikara, hoy ny kandida ho filoham-pirenena teo aloha, Narison Stéphan, nitatitra ny hafatry ny frantsay namany omaly. Amiko, hoy izy, tsy tokony haloa koa ny trosan'ny teleferika. Avelao hataon’ny Banky Societe Generale "Saisie" na giazany any, hoy ihany ny tenany. Maromaro ihany izay sosokevitra heverina hanampy ny fitondrana ankehitriny amin'ny fahafaha-mitantana, na ny marimarina kokoa mitsitsy ny volam-panjakana tato ho ato izay, araka izany. Ny praiminisitra rahateo moa nilaza fa asaina mifehy kibo amin'izao fotoana izao ny governemanta ka dia ho tazanina eo tokoa!
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

Fantantsika hatramin’izay fa ny

Card image cap
05-juin-2026

HCC raha mikotrika fanongam-panjakana"

Card image cap
05-juin-2026

ny asa no ifampitsarana!"

Card image cap
05-juin-2026

Voalohany Miisa 31 hatreto ireo Malagasy

Card image cap
05-juin-2026

mifototra amin’ny fahitsiana no tanjona

Card image cap
05-juin-2026

kolikoly amin'ny fampianarana

Card image cap