airtel

Actualités

03-déc-2025

Olivier Rakotoanosy,

mpisolovava ny GEN Z

Sample post image

Mba jereo ny mikasika ireo vadina minisitra mandeha lava…!»

03-déc-2025

Nitondra hafatra ho an’ny filohan'ny fanavaozana ny repoblikan'i Madagasikara ny mpisolovava, Olivier Rakotoanosy, izay isan’ireo mpilatsaka an-tsitrapo nanampy ireo mpitolona niharan’ny antsonjay nandritr’ireny hetsika nanomboka ny 25 septambra 2025 teo ireny. Mba jereo, hoy izy, ny mikasika ireo vadin’ny minisitra mandeha lava miaraka mamita iraka sy ireo vadin’ny minisitra izay lasa mpikambana kabinetra ireo. Azo atao ve izany, hoy ihany izy? Nilaza moa ity mpisolovava ity fa hafatra nasain’ireo tanora «Gen Z» mba hiantefa amin’ny fitondràm-panjakàna mijoro izao mba tsy ampivoana, indrindra, tsy hahamaty momoka ny tolona.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

27-juil-2026

Nangatahana ho atao amin’ny teny malagasy

Card image cap
27-juil-2026

Nodimandry ny Kolonely Botomanovatsara

Card image cap
27-juil-2026

Nisy fipoahana tao Ambohimanambola, hoy ny Jirama

Card image cap
27-juil-2026

Miroso amin'ny fanavaozana lehibe

Card image cap
27-juil-2026

Karohan'ny Polisim-pirenena eo

Card image cap
27-juil-2026

Mitohy hatrany ny halatra taribin'ny

Card image cap