airtel

Actualités

05-févr-2026

Ravolaharimanana Joachim Dreyfus

«Miomàna izay tanora te hanao politika!»

Sample post image

Ny fanaovana politika izany tsy

05-févr-2026

hoe tsy afaka mivelona amin'ny fahaizana sy ny traikefa anananao ianao dia iny fa mendimendy hitady tombotsoa anao manokana amin'ny resaka politika, hoy Ravolaharimanana Joachim Dreyfus, mpiserasera an-tambazotran-tserasera sy mpisehatra politika. Politika mira tombotsoan'ny rehetra no atao ao, hoy izy, mba tsy hilazako hoe ireo marefo no tena miandrandra anao. Olona an-tapitrisany no mila anao. Ny dikan'izay, miomàna izay tanora te hanao politika mba hanana vina mazava sy ho tanterahina! Efa andron'ny fanavaozana izao dia aleo havaozina ilay fanaovana azy. Ny zavatra tiako atao izao dia hampiofana ireo olona, indrindra ny tanora izay mba manana hetaheta ny hitondra eny anivon'ny fokontany, hoy hatrany izy.
Nangonin’i J. Mirija

Dans la même rubrique

26-août-2026

tsy nahavaha olana

Card image cap
26-août-2026

fahaverezam-panahintsika!»

Card image cap
26-août-2026

maso sy fisavana ny Minisitera

Card image cap
26-août-2026

Madagasikara hizorana

Card image cap
26-août-2026

120 tapitrisa dolara fa tsy 77

Card image cap
26-août-2026

Nifanekena ny hanatsarana ny tolotra « mobile money »

Card image cap