airtel

Actualités

04-mars-2026

SOAVINANDRIANA

Andrava ny avandra ! Nisy nanota fady ?

Sample post image

Nisy avandra be narahana tafiotra sy

04-mars-2026

kotro-baratra omaly Talata 03 Martsa folakandro tao Soavinandriana, Faritra Itasy. Tokony ho tamin’ny 3 ora sy 45 minitra no nanombohan’ny rotsak’orana mahery vaika hoy ny loharanom-baovao azo. Vokatr’izany dia nisy fambolena simba, hazo nidaraboka ary tafon-trano lasan’ny rivotra. Nifampanontany tena araka izany ireo mponina any an-toerana ny amin'ny hoe : loza voajanahary sa nisy nanota fady tao an-tanana ? Nambaran'ireo olon-dehibe tao an-tanana mantsy fa mbola tsy nisy ohatra ity avandra nandravarava ity hatramin'izay tao Soavinandriana.
Pati
Légende : Nataon'ny havandra nahita tahaka izao ny tafon-trano !
 

Dans la même rubrique

26-août-2026

tsy nahavaha olana

Card image cap
26-août-2026

fahaverezam-panahintsika!»

Card image cap
26-août-2026

maso sy fisavana ny Minisitera

Card image cap
26-août-2026

Madagasikara hizorana

Card image cap
26-août-2026

120 tapitrisa dolara fa tsy 77

Card image cap
26-août-2026

Nifanekena ny hanatsarana ny tolotra « mobile money »

Card image cap