airtel

Actualités

16-nov-2026

Tamboho

nirodana

Sample post image

1 maty, 4 naratra

16-nov-2026

Lehilahy iray 28 taona no namoy ny ainy rehefa nirodanan'ny tamboho, ny sabotsy teo, tany Bejabora, kaominin'Ambohibary, distrikan'i Moramanga, raha ny fampitàm-baovao voaray. Mpiara-miasa aminy miisa 4 no naratra, manaraka fitsaboana any amin'ny hopitaly. Tamboho vao avy natsangan'izy ireo ihany io nirodana io. Teo am-pakàna aina izy ireo no niseho ny loza, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
Sary fanehoana
 

Dans la même rubrique

16-nov-2026

22 voasambotra, mihatra ny "couvre-feu"...

Card image cap
16-nov-2026

hamadihana ny raharaha...

Card image cap
16-nov-2026

fanakorontanana avo lenta...

Card image cap
16-nov-2026

Mbola manjaka ny kolikoly

Card image cap
16-nov-2026

Hanondrana 18.000 taonina i Madagasikara

Card image cap
16-nov-2026

Tontosa ny fametrahana

Card image cap