airtel

Actualités

04-mars-2026

Teo amin’ny faha 13

taonany no tsy nahita intsony

Sample post image

Mbola nanohy fianarana, nahavita M2 i Laifara Yersin Connor

04-mars-2026

Nanomboka teo amin'ny faha 13 taonany no tsy nahita intsony i Laifara Yersin Connor, mpahaitoekarena malagasy, raha ny fanazavàna mikasika ny lalam-piainany omaly. Mbola nanohy ny fianarany teny amin'ny «Faculté EGS - Economie, Gestion, Sociologie» na ny Fakiolten’ny toekarena, fitantanana, haifiarahamonina eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo, eny Ankatso nefa izy. Tontosa ny alatsinainy teo tao amin'ny Zanantsehatra Toekarena na Mention Economie ny fanohanana am-pahibemaso ny voka-pikarohany. Ny alatsinainy 2 martsa 2026 teo, araka izany, no nanaovany ny «Mémoire M2» ary nahazoany fankasitrahana «Tena tsara» na «Mention très bien» tamin'ny lohahevitra hoe "Algotrading de cryptomonnaies via l’IA", raha ny fampitàm-baovao hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

26-août-2026

tsy nahavaha olana

Card image cap
26-août-2026

fahaverezam-panahintsika!»

Card image cap
26-août-2026

maso sy fisavana ny Minisitera

Card image cap
26-août-2026

Madagasikara hizorana

Card image cap
26-août-2026

120 tapitrisa dolara fa tsy 77

Card image cap
26-août-2026

Nifanekena ny hanatsarana ny tolotra « mobile money »

Card image cap