izay fantatra fa olona mpianaka. Raha araka ny fantatra dia toa Raim-pianakaviana niaraka tamin’ny zanany izy io izay efa tsy hita nanomboka ny Alatsinainy teo raha araka ny fanazavan’ireo fianakaviana nanatri-maso. Tsy nody tao an-trano intsony izy mianaka nanomboka tamin’io andro io. Eny amin’ny manodidina ihany moa izy ireo no mipetraka ary karazan’ireo handeha hitady vola no nivoahany ny trano hoy ny vaovao. Efa nibontsina moa ny razana tamin’ny fotoana nahitana azy omaly no sady efa nisy fofona ihany koa. Vinavinan’ireo nanatri-maso ho nisy namono moa izy mianaka ireto ary nariana tao anaty rano misy tsikafona avy eo.
Nangonin’i Pati
Legende : Tazana tahaka izao avy ao anaty rano ireo razana ireo !
Tsy tena tsapa ilay fanovàna ! Apetrao ny satan'ny tetezamita fanavaozana !"