airtel

Actualités

01-avril-2026

Trafikana harena voajanahary

Voasambotra ilay mpitarika

Sample post image

ny tambazotran-jiolahy

01-avril-2026

Voasambotra teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato omaly raha saika hiondrana ho any ivelany ny lehilahy teratany Malagasy iray anisan’ny mpitarika ny tambazotran-jiolahy mpitrandraka sy mpanondrana an-tsokosoko harena voajanahary, anisan’izany ny sokatra, ary tafiditra anaty raharaha famontsiam-bola sy kolikoly. Efa ela no nikarohana ity lehilahy ity noho izy tafiditra amina raharaha fandikan-dalàna maro mahakasika fitrandrahana an-tsokosoko sokatra sy harena voajanahary hafa. Efa nandalo fitsarana avokoa ireo raharaha ireo ary voatonona ao anatin’ireo raharaha ireo avokoa ity lehilahy voasambotra ity.
Nangonin'i Jean D.

Voasambotra teny Ivato raha saika hiondrana ho any ivelany ity jiolahy ity
 

Dans la même rubrique

27-juil-2026

Nangatahana ho atao amin’ny teny malagasy

Card image cap
27-juil-2026

Nodimandry ny Kolonely Botomanovatsara

Card image cap
27-juil-2026

Nisy fipoahana tao Ambohimanambola, hoy ny Jirama

Card image cap
27-juil-2026

Miroso amin'ny fanavaozana lehibe

Card image cap
27-juil-2026

Karohan'ny Polisim-pirenena eo

Card image cap
27-juil-2026

Mitohy hatrany ny halatra taribin'ny

Card image cap