airtel

Actualités

19-nov-2025

Tsiroanomandidy sy Mandritsara

Omby 11 indray mMaty nilatsaham-potaka

Sample post image

Maty nilatsaham-potaka na

19-nov-2025

nilatsaham-baratra ny omby tao Ankadinandriana, kaominin’i Bevato, distrikan’i Tsiroanomandidy, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Omaly tolakandro no nitrangan’ity loza naha trotraka tantsaha mpiompy any an-toerana ity. Omby miisa 2 no maty vokatr’izany. Ny alatsinainy teo koa dia nisy omby miisa 9 mbola maty nilatsaham-potaka ihany tao Jabahina, kaominin’i Pont Sofia, distrikan’i Mandritsara, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany. Tranga izay mampametra-panontaniana hatrany ny toy izao na tena tranga voajanahary na nataon’olona, hoy ny fomba fiteny azy izay. Miisa 11 izany ireo omby maty vokatr’izay varatra nilatsaka izay, raha ho an’ireto toerana miisa 2 ireto fotsiny.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

18-mai-2026

ny Filohan’ny fanavaozana ! »

Card image cap
15-mai-2026

no hivoaka amin’ny fikaonandoha fa tsy olona!»

Card image cap
KMF
15-mai-2026

ny fikaonandoham-pirenena

Card image cap