airtel

Actualités

11-mars-2025

Vehivavy tsy nahazaka toaka

Novelesiny tamin'ny tavoahangina labiera ny rahavaviny

Sample post image

Novelesin'ity zokiny tamin'ny tavoahangina labiera ny rahavaviny na cousine-ny

11-mars-2025

ka naratra mafy rehefa nisotrosotro teny Nanisana izy ireo ny alin’ny alahady, hoy ny fampitam-baovao voaray teo anivon’ny zandarimaria omaly. Nitsoaka ilay nahavanon-doza rehefa hitany fa voa mafy ilay zandriny. Voasambotra teo Ampasapito ihany izy, raha nentina haingana namonjy hopitaly ilay zandriny izay naratra ny tarehiny, ny sandriny ary ny tanany. Notanana natao andrimaso ity vehivavy ity ary natomboka ny famotorana rehefa nisava ny toakany, hoy hatrany ny fanazavàna mikasika ny nafitsok’ity vehivavy tsy nahazaka toaka ity.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

27-juil-2026

Nangatahana ho atao amin’ny teny malagasy

Card image cap
27-juil-2026

Nodimandry ny Kolonely Botomanovatsara

Card image cap
27-juil-2026

Nisy fipoahana tao Ambohimanambola, hoy ny Jirama

Card image cap
27-juil-2026

Miroso amin'ny fanavaozana lehibe

Card image cap
27-juil-2026

Karohan'ny Polisim-pirenena eo

Card image cap
27-juil-2026

Mitohy hatrany ny halatra taribin'ny

Card image cap