airtel

Actualités

19-mars-2026

Vidin’ny volamena

Mampitaraina ireo mpandraharaha

Sample post image

Mampitaraina ireo mpandraharaha misehatra

19-mars-2026

aminy, amin’izao fotoana izao, ny vidin’ny volamena, raha ny fanadihadiana natao tamin’ireo mpivarotra firavaka teto Antananarivo renivohitra. Tonga hatrany amin’ny 700.000 Ariary ny vidin’ny grama, hoy ny fanazavàna, tato anatin’ny herinandro izao. Vokatr’izay dia hita ho tafakatra hatrany amin’ny 1.800.000 Ariary na 2.000.000 Ariary any ho any mihitsy ny vidina peratra volamena tanteraka, izany hoe, tsy notefena. Miovaova hatrany, arakaraky ny fivoaran’ny tsena na tolotra sy tinady, ny vidin’ny volamena, hoy hatrany ny fanazavàna.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

11-sept-2026

Hivaly ny 12 oktobra ny fangatahan-dRavatomanga

Card image cap
10-sept-2026

Miahiahy sy miampanga olom-boafidy TGV ireo voakasika

Card image cap
10-sept-2026

tokony hahintsy ny fifidianana!»

Card image cap
10-sept-2026

ny volan’ny orinasan-dRajoelina

Card image cap
10-sept-2026

Niseho tamin’ny alalan’ny « visioconférence »

Card image cap
10-sept-2026

Hovitaina mialohan'ny faran'ny taona

Card image cap