airtel

tia tanindrazana gazety

Archive du 23-mai-2022

Efa mihitatra mihitsy ny fomba fanaparitahan’ireo tsy mataho-tody ny zava-mahadomelina amin’izao. Malaza be indray ny space cake mofo misy rongony ka ireo mpianatra no tena kendrena hanjifa izany.

Card image cap

Anaty fahantrana lalina ankehitriny ny firenena. Tsy miafina intsony izany. Arakaraky ny fiovan’ny fotoana no mampitombo ihany koa ny olana sedrain’ny vahoaka malagasy sy ireo mpitondra azy eto amin’ity firenena ity.

Card image cap

Tontosa ny sabotsy teo ny fifamindram-pahefana teo amin’ny minisitry ny raharaham-bahiny frantsay teo aloha, Jean Yves Le Drian sy ny vaovao, Catherine Colonna.

Card image cap

Omaly alahady 22 mey no natomboka ny andrana voalohany momba ny fiovana amin’ny fifamoivoizana etsy Andohan’Analakely.

Card image cap

Mampanahy ny fisian’ny ambadika politika amin’ny raharaha QMM izay efa am-bolana ny olana, saingy efa gidragidra vao mody nikorapaka nandefa minisitra maromaro ny Fanjakana.

Card image cap

Fihetsika isan’ny nanakianana an’i Marc Ravalomanana tamin’ny fotoan’androny hatramin’izao ny nanakaikezany hatrany ny Fiangonana, indrindra fa ny FJKM (Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara).

Card image cap

Tetikasa miompana amin’ny fampandrosoana ny Faritra Menabe sy Melaky ny AD2M (Appui au Développement du Menabe et du Melaky), miompana kokoa amin’ny fampandrosoana eny ambanivohitra.

Card image cap

Iray volana afaka 5 andro ny nahafatesan’Itompokovavy Elisabeth, ilay tovovavy kely vao 20 taona monja mpianatra Paramed avy any Maroantsetra nandrato fianarana tany Mahajanga.

Card image cap

Vita hatreo aloha ny fampisehoan’ilay mpiangaly Rap Frantsay Oboy, Mihaja Ramiarinarivo izay teratany Malagasy.

Card image cap

Ny faran’ny herinandro teo no nanatanterahana ny andrana momba ny fikarohana namoronana fitaovana famadihana ny ranomasina na « déssalinisation »

Card image cap

Any amin’ny resaka fahafahana mivezivezy sy maneho hevitry ny olom-pirenena indray no hanaovana resabe hoe tsy fotoana hitetezan’ny mpanohitra faritra sy hanaovany fanakianana izao satria miasa ny fitondram-panjakana.

Card image cap