Tafiditra amin’ireo Firenena 14 hanaovana fanadihadiana mikasika ny fanitsakitsahana ny
toetra amam-pihetsiky ny mpitondra Malagasy.
Ankoatry ny hoe misy lalana vaovao, mitombo ny tohamboivoy, mitombo ireo tranobe mijoalajoala,
Nitondra valy bontana ho an’ny Vondron’ny Fiarahamonim-pirenena izay nitondra tsikera
Mitohy ny karazana fandrahonana ataon’ireo olom-boatendry ao anatin’ny Fanjakana
Miisa 35 ireo manamboninahitra Jeneraly tapaka tamin’iny taona 2024 iny
Ranolava ny lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona, indrindra fa ny avy amin’ny kodiaran-droa.
Karohina fatratra amin’izao ny asa tsotra nefa tsara karama eto Madagasikara.
Mbola tsy voaporofo hoy ny fianakavian’izy 4 mirahavavy nalain’ny dahalo an-keriny tany Andranomiady,
Hankalazaina ny datin’ny Zoma 14 Febroary ho avy izao ny fetin’ny mpifankatia na ny Saint Valentin taona 2025.
Taksibrosy iray sy fiara tsy mataho-dalana 4×4 iray no fantatra fa nifandona afak’omaly Alahady 26 Janoary
Hankalazaina ny datin’ny Zoma 14 Febroary ho avy izao ny fetin’ny mpifankatia na ny Saint Valentin taona 2025.