Hiditra amin’ny andiany faharoa amin’ity anio ity hatramin’ny 24 jona izao ny hetsika Talenta na Talenta 2.
Miha mangotraka ny politika, mihamafy ny krizin’andrim-panjakana taorian’ny raharaha fitsipaham-pitokisan’ny antenimierampirenena ny governemanta tamin’ny desambra 2022.
Mihamafana ny politika, ary miha avo lenta, ka mihasarotra hatrany ny toerana misy ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina,
Misavorovoro ankehitriny isika malagasy, hoy ny filoha lefitry ny CFM teo aloha sady mpahaifiarahamonina,
Namoaka fanambarana ny Antoko Freedom izay naorin-dRtoa Lalatiana Rakotondrazafy omaly, fa I Andry Rajoelina no lany ara- dalàna voafidin'ny vahoaka maro an'isa, ara-demôkratika,
Namoaka serasera ny Jirama omaly 20 jona 2023, fa mandroso ny fananganana tobim-pammokarana herinaratra mamokatra 105MW ao Ambohimanambola.
Nilaza ny Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy omaly 20 jona teo anatrehan’ny loholona,
Amin’izao an-katoky ny fetin’ny Asaramanitra sy ny fiatombohan’ny vanim-potoana ririnina izao dia nizara bodofotsy
Olona 2 maty teo noho eo, iray hafa maty teny an-dalana
Hatreto dia tsy nametra intsony ny vidiny farany ambany ny fanjakana ary ao anatin’ny tsena malalaka tokoa isika amin’io resaka lavanila io amin’izao fotona izao”,
Ao anatin’ny fankalazana ny faha-63 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara, hoy ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny fiadidiana ny repoblika omaly,
Samy sahirana avokoa ny ankamaroan’ny tokantrano Malagasy. Ireo zavatra tsy azo hialana sisa no tsy maintsy hatao sy karakaraina toy ny fanohanana ireo zanaka hiatrika ny fanadinam-panjakana.
Ny fiarahamonim-pirenena, ny fiangonana, ny fanatanjahantena, ny fikambanana maro samihafa, hoy ny filohan’ny fikambanana Hafari malagasy, Jean Nirina Rafanomezantsoa,
Ho tontosaina ao Antsohihy, renivohitry ny faritr’i Sofia, ny 21 hatramin’ny 23 jolay 2023 izao ny andiany voalohany amin’ny hetsika goavana, Festival Dona be.
Rahampitso alakamisy no hiala ao Serbia hihazo an’i Hongria hiatrika ny amboara eran-tany eo amin’ny taranja Basketball ho an’ny latsaky ny 19 na Mondial U19 ny ekipam-pirenena Malagasy na Ankoay.
Hanomboka ny 24 jona izao ny 1/16n-dalan’ny Telma coupe de Madagascar 2023. Faritra miisa 9 no handraisana ireo lalao ka ankoatran’ny eto Antananarivo dia handray izany koa ny ao Mahajanga,