Na hanao fifidianana na tsia ny filoham-pirenena amin’izao fotoana, tsy lojika ny hoe filoham-pirenena malagasy ho frantsay, hoy ny antoko politika Matsilo.
Efa mihoatra ny 5000 ariary ny sandan’ny euro, ny jiro zara fa mirehitra, ny vidim-piainana niakatra efa ho 50% raha mihoatra ny taona 2018, ny lalam- pirenena potika avokoa.
Mbola raharaha tsy milamina ny etsy amin’ny CNaPS satria na dia navoaka ny fonja aza ny tale jeneraly mpisolo
Voizina indray ankehitriny taorian’ny fandaharana manokana nataon’ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina fa diso demokraty loatra hono ity farany.
Naneho ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina tao amin’ny tampajotran-tserasera omaly 18 jolay, fa mahatratra 1 tapitrisa ireo mpanaraka azy amin’ny Facebook. “
Ahiana ho nisy nisompatra ny tambajotra PIA-Tana-Sud ka nitarika filatsahan'ny tambajotra mitondra ny herinaratra avy any
Tafiditra anatin’ireo firenena miisa 5 voalohany vatsian’ny firenena mikambana na ONU vola mikasika ny antsoina hoe “crédit carbone”,
Natao ihany ny tsy hiteny, kanefa efa tena mampalahelo loatra, hoy ny fanamarihan’ny olona any an-toerana
Mitombo isan’andro ireo mpatory an-dalana eto an-drenivohitra. Ankoatra ny etsy Anosizato sy Anosibe izay misy
Mirongatra ny halatra vy eto amintsika. Efa niakatra ho 1.000 Ar rahateo ny iray kilao amin’izy ireny hany ka lasa
Tovolahy iray voalaza ho mpisoloky nivarotra laza adina bakalorea no nosamborin’ny mpitandro ny filaminana tany Antsiranana ny Alatsinainy 17 Jolay lasa teo.
Misy manaparitaka éponge feno fantsika amin’ny arabe
Nahitana fatin’olona tsy fantatra novonina tamin’ny fomba feno habibiana tany Andasibe ny volana jona teo.
Sambany ny filoham-pirenena nanaiky am-pahibemaso vaovao nivoaka tamin’ny Facebook, izay tsy ofisialy akory, hoy ny Randrana sendikaly, tao anatin’izay 5 taona latsaka kely nitondrany izay.
Ny fitadiavana vahaolana hitondra any amin’ny fitoniana dia lalan-tsaina nananganana ny antoko politika Fiombonana,
Inona izany no antony nandraisany anjara tamin'ny Orange Pro League raha tonga dia nanapaka hevitra fa tsy handray anjara amin'ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika ?
Mba maro ihany ireo milaza mahay lanotea fa miavaka ity monina ao Andrefantsena Betafo ampitan'ny Accès Banque ity.