Kihon-dalana goavana tokoa no ho atrehin’ny malagasy atsy ho atsy dia ny fifidianana.
Efa navoakan’ny governemanta ny didim-panjakana manaika ny mpifidy handeha handrotsa-bato hifidy Filoham-pirenena amin’ny 9 novambra ho avy izao.
Niaiky ny maha vazaha azy ny Filoha Rajoelina, ka tsy tandindonin-doza intsony, fa efa mihatra ny loza izay tsy tian’ny Malagasy indrindra,
Tamin’ny 8 jolay no niala teto Antananarivo niazo ny faritra Menabe ireo delegasion’ny Antoko Arema hanohy ny fitetezam-paritra.
Na dia saika heno matetika amin’ireo fanehoan-kevitra nentina nanohanana ity fitondrana ity aza ny fehezanteny toy ny hoe “Tsy midika inona ny tarehimarika.”
Taorian’ny olana nateraky ny fiparitahan’ny laza adina histo-geo mialoha tamin’ny tambazotran-tserasera facebook
Lasa miteraka resabe eny anivon’ny fiaraha-monina mihitsy ny fiakaran’ny saran-dalana mivoaka any amin’ny faritra indrindra amin’izao fotoam-pialan-tsasatra lehibe izao.
Mampalahelo raha filoham-pirenena no tsy manan-kambara afa-tsy ny hoe efa 10.000 Ariary ny Euro raha tsy nahay nitantana aho fa zaranareo fa tafajanona 5000 Ariary izany,
Manamafy ny fandraisany andraikitra momba ny raharaham-pirenena indrindra fa ny fiatrehana ny fifidianana ny Vondrona Firaisankina Fianarantsoa,
Tsy mitombona ny fiarovan-tenan’ny Filoha Rajoelina momba ny nakany zom-pirenena Frantsay, izay nilaza fa noho ny fianaran-janany,
Tamin’ny 07 ora hariva vao nanomboka ny tany Andilamena omaly Tena niteraka fanakorontanan-tsaina goavana ho
Mbola betsaka ireo ankizy tsy manana kopia mari-pahaterahana eto amintsika indrindra fa ireo monina any ambanivohitra.
Entana mitentim-bidy an-tapitrisany maro tao anatina kamiao iray lehibe no fantatra fa lasa lavenona tampoka vokatry
Rakoto Solo Sylver Zanany, 43 taona, raim-pianakaviana isan'ireo voadaroky ny miaramila zazavao teny Avaradoha, tranga niseho ny volana mey teo,
Nosokafana omaly ny andiany voalohany amin’ny fihaonambem-paritr’ireo rektoran’ireo sampana anaty
Lasa nilalao any Roumanie ao amin'ny Dinamo Bucarest indray ilay mpanafika an'i Roro sy Dupuis, Hakim Abdallah.
Rehefa amin' ny vaninandro fialan-tsasatra toy izao dia ny hiaka farany amin’ny teknolojia no tena maha sarika ny daholobe. « Amin' izao fotoana izao,
Tena tsy mahita handaniana vola ve ny Ministeran'ny Fanatanjahantena no dia mahavita manafatra vazaha telo be
Hizara telo ve izany no mpanazatra Roro Félix Rakotondrabe sa voatery hisafidy izy satria dia fifaninanana telo sosona no miandry azy ny 2, 3 ary 4 septambra io.
Amin'izao fidirana amin’ny taom-pilalaovana vaovao izao dia nisy ny lalao fanomanana na “stage de préparation” izay nataon'ny Sabai FC,