Kandida Filoham-pirenena tsy latsaky ny 3 no tojo olana goavana amin’izao fotoana eo amin’ny fanomanana ny fampielezan-kevitra sy fitetezam-paritra.
Voasakana ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina raha siaka hihaona tamin’ny vahoakan’Ampanefena .Tsy hanao famoriam-bahoaka an-kalamanjana anefa aho,
Tsotra sady mazava ny teniko hoy i Tahina Razafinjoelina raha nitafa tamin’ny mpanao gazety tao Ambositra izy ny sabotsy 12 aogositra lasa teo :
Tahaka ny tao Fianarantsoa ihany dia feno hipola ny toerana nifampiresahan'i Tahina Razafinjoelina tamin'ny
Tsy mandehandeha ho azy ny fahombiazana, fa misy fepetra sy pitsopitsony vao tonga amin’izany. Tsy vitan’ny nofinofy sy hevitra manidintsidina fa mitaky finiavana,
Mila rivo-baovao isika fa sempotry ny fifankahalana ara-politika, hoy ny kandida ho filoham-pirenena, Tahina Razafinjoelina, nandritry ny kaongresin’ny antoko politika Tia Tanindrazana tao Fianarantsoa,
Tazana nandritra ny hetsika nataon’ny kandida Tahina Razafinjoelina tany Fianarantsoa sy Antsirabe ny artista
Ny fampianarana no fanalahidin’ny fampandrosoana »
Tsy vinan’olon-tokana fa vinan’antoko ary efa noketrehina nandritra ny 10 taona mahery kely no entin’ny Firaisankinan’ny Tia Tanindrazana (FTT).
Efa ao anatin’ny “pré-campagne” isika izao, fotoana hanaovana Kongresin’ny Antoko, hanaovana fampahafantarana momba ny vinam-piarahamonina,
Faritra iray ao anatin’ny Faritanin’I Fianarantsoa I Matsiatra Ambony, ka ao Fianarantsoa no renivohitra, izay antsoin’ny maro amin’ny hoe: “Renivohitr’I Betsileo”.