Tsy olona fa toetsaina sy lalàmpanorenana no mila ovaina eto, hoy ny Kristianina mandinika
be galona am-polony maro hatrany i Madagasikara. Niampy 22 indray ny isan’ireo Jeneraly manerana ny nosy.
Tsy azo hihodivirana ny fiantraikan’ny fanapahan-kevitry ny governemanta Amerikanina
Raha miheritreritra ny hanova governemanta ny fitondràm-panjakàna amin’izao fotoana izao
Lasa nofy ratsy ho an’i Madagasikara ankehitriny izany AGOA izany satria mpiasa amana hetsiny
Minisitry ny JIRAMA sy ny solika fotsiny hatreto ny minisitry ny angovo sy ny akoran’afo,
Tsy an’asa ny ankamaroan’ny olona eny anivon’ny fiaraha-monina eny.
Bolongam-bolamena na « lingot » milanja 1,780kilao indray no tratra tamina mpandeha saika
Raikitra ny sakoroka omaly Alakamisy 30 Janoary folakandro tany Foulpointe Toamasina.
Manoloana ny fiantsonana tsy ara-dalàna manamorona ny lalam-bahoaka ataon'ny fiara vaventy ao Toamasina
Lehilahy iray 51 taona no fantatra fa nosamborin’ny Polisy tao Antalaha noho ny fitazonana basy tsy ara-dalàna.