airtel

tia tanindrazana gazety

Archive du 12-janv-2022

Mitady vahaolana handefasana ny lalao CAN 2022, amin'ny haino amanjerim-pirenena Malagasy ny minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina amin'izao fotoana izao,

Card image cap

Fahatapahan-jiro miha mafy. Fahatapahan-drano efa aman-taonany maro izao no nijaliana faritra maro na an-drenivohitra io na am-bala sy manamorona ranomasina rehetra any.

Card image cap

Diso be ny filazan’ny mpanohitra fa mitady seza aho, hoy ny mpahaifiarahamonina, Paul Rabary, satria tsy izaho no miantso mpanao gazety fa ny mpanao gazety no miantso ahy amin’ny maha mpamakafaka raharaham-pirenena ahy dia omeko azy ireo ny fahitako izany.

Card image cap

Fotodrafitrasa mpamokatra herinaratra avy amin'ny riandrano izay mamokatra 90MW Andekaleka, izay isan’ireo hany tena tantanan’ny Fanjakana, latsaky ny 10 ariary ny vokatra 1kWh.

Card image cap

“Inona no vitan'ny 60 taona hoe? 62 taona ny nahazoana fahaleovantena, ny 13 taona tao anatin'izay anjaranao. 2009 - 2022,

Card image cap

Mitombona, raha ny zava-misy no lazaina, ny fisian’ilay “variant” vaovaon’ny Coronavirus, hoy ny mpikaroka, Zaranaina Christian.

Card image cap

Nanolotra famatsiam-bola mitentina 41 tapitrisa dolara ho an’i Madagasikara mba ahafahana mahazo sy misitraka vaksiny hiadiana amin’ny coronavirus sy hanamafisana ny rafitra ara-pahasalamana ny Banky Iraisam-pirenena.

Card image cap

Amin'izao fiatombohan'ny taona 2022 izao, hoy ny fampitam-baovaon’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, omaly dia tonga niarahaba ahy ireo Governoram-paritra miisa 23.

Card image cap

Efa misy ny tetibola amin’ny sosialy, ny fotodrafitrasa ara-tsosialy, ary tsy maintsy tanterahina ny tetikasa hamahana ny olana eto Antananarivo, hoy ny Minisitra lefitra misahana ny tanàna vaovao sy ny tetikasan’ny Filoham-pirenena

Card image cap

Niazo an’i Kaomoro omaly ny delegasionina Malagasy tarihin’ny Minisitry ny fitsarana Atoa Imbiki Herilaza, ny Tale jeneralin’ny ladoany Ernest Lainkana Zafivanona,

Card image cap

Ritina any amin’ny resaka fandorana niniana natao ny olana miseho any Andekaleka. Tsy misy mandà izany, ary adidin’ny Fanjakana sy zony ny mampisambotra ireo ambara fa tompon’antoka tamin’ny asa ratsy.

Card image cap

Anisan’ny aretina iray tena atahoran’ny olona ny valan’aretina Covid 19 noho izy mifindra haingana be amin’ny alalan’ny piti-drora sy mamono haingana amin’ny alalan’ny fahasemporana ihany koa

Card image cap