Latsaky ny 25 taona avokoa ny 50%-n’ny Malagasy. Ny mampalahelo anefa dia saika tsy an’asa avokoa ny ankamaroan’izy ireny eny fa dia ho an’ireo nahavita fianarana ambony aza.
Tranga manamarika ny fahapotehan’ny fiarahamonina sy ny tsy fitoniana eto amin’ny firenna ny zava-doza niseho tany amin’ny Kaominina Manerinerina any amin’ny RN6 distrikan'Ambatoboeny sy tany Ankarafantsika tamin’ny fiandohan’it herinandro ity.
Nanitrikitrika ny Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina sady mpitondra tenin’ny governemanta, fa tsy anatin’ny eritreritry ny Fanjakana ny hanangana tetezamita anatin’ny 6 volana,
Rehefa tsy ny tanora no manao politika dia ny hafa no manao ary miaritra ny tanora, hoy ny filohan’ny antoko politika Ny Fireneko, Paul Rabary.
Mihazakazaka ny toe-draharaham-pirenena eto an-toerana, ary tsikaritra ho tsy antsika samirery intsony fa efa tena miditra an-tsehatra ny vahiny.
Dinihina sy handalo fandaniana eny anivon’ny Antenimierampirenena ny lalàna mikasika ny harena an-kibon’ny tany. Stratejika be io,
Ny herinandro lasa no sesilany ny fanehoan-kevitra nataona mpahay toekarena sy mpisehatra ara-politika nilaza fa “faillite”
Nanatanteraka fivoriambe ny alahady lasa teo ny antoko politika Tiako i Madagasikara na TIM ao amin’ny kaominina Ambohidrabiby.
Mivoy hatrany ny fampanjakana ny tany tan-dalàna eto Madagasikara ny Hafari Malagasy, hoy ny filohany, Jean Nirina Rafanomezantsoa.
Niparitaka tao anatin’ny andro vitsy izay ny tsaho milaza fa misy amin’ireo hena amidy eny an-tsena toy ny eto Antananarivo no notsindronina “formol”.
Lasa izao Izay no azo hilazana ireo mpanao judo roa handray anjara amin'ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany hotontosaina any Qatar.
Hita ihany ny marimaritra iraisana teo amin'ireo Barea CHAN sy ny FMF na dia miaro tsindry ankolaka azy izany noho
Feno 43 taona katroka amin'ity taona ity no nampidiran'i Grand Maître Pierre Mizael (Pierre Be) ny Kung-fu voalohany teto Madagasikara izany hoe :