Niparitaka sy nisy nivoy omaly indray moa ny fanamarinana ny maha frantsay ny filoham-pirenena malagasy, Andry Rajoelina, sy ny ankohonany manontolo.
Nankatoavin’ny Filan-kevitry ny minisitra omaly 14 jona ny fikitihana ny tetibola anatin'ny Minisiteran'ny fahasalamam-bahoaka mba hisy ampahany
Ny antoko politika Natiora dia mivoy ny politika mahaolona ary manana fomba fijery afovoany, hoy ny filohany Mihari-Ni-Rencho.
Niteraka resabe ny fahitana ny anaran’ny Filoha Andry Rajoelina sy ny ankohonany tao anatin’ny pejin’ny gazetim-panjakana Frantsay
Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-50 taonan’ny fiaraha-miasa ara-diplaomatika I Madagasikara sy Russie amin’izao fotoana izaony firenena,
Fampianarana maimaimpoana, fitsaboana maimaimpoana, azo eritreretina koa ny hoe fananganana fotodrafitra tsy ilana fiandrasana famatsiam-bola avy any ivelany.
Nanomboka ny alatsinainy 12 sy ny talata 13 jona 2023 dia mpijirika miisa 2 sahady no tratra, hoy ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny minisiteran’ny fitsarana omaly.
Tsy dia maharisika manome ra ny olona eto amintsika. Vao ny am-pahadimin’ny mponina fotsiny mantsy no manao
Zaza menavava iray vao teraka no fantatra fa tsy nisy lava-body avy any am-bohoka tany Ambodivotaka, distrikan’i Vatomandry.
Tratra ny atidoha mpanaparitaka rongony ao amin’ny tanànan’Ambohimalaza. Mpiambina tanàna iray eny an-toerana ihany izy io, eo akaikin'ny Karting.
Miharatsy ny trangana fanolanana misy eto amintsika. Raha raikely sy dadatoa na dadafara teo aloha no tena nanao izany dia efa ny Ray niteraka mihitsy ankehitriny no efa mirotsaka manao izany.
Aoka isika malagasy tsy ho zazakely intsony, hoy ny mpanao gazety sady mpamakafaka, Miary Rasolofoarijaona.
Miainga avy eny ifotony toy ny fandaharan'asa rehetra ho enti-mampandroso ny firenena ny antoko fanorolahy, tarihin’ny filoha nasionaliny José Randrianary.
Mafy ny mahazo ny mpanazatra Roro Rakotondrabe izay tsy takona afenina fa hiaran'ny tsindry samihafa hany ka lasa 28 no eo raha 23 no tena ara-dalana.
Tsara fanombohana i Fidy Rasoanaivo izay mpanazatra ny ekipam-pirenena maorisy. Nandresy ny Pakistan 3 noho 0 mantsy ry zareo ny alahady teo tao amin'ny kianja Côte d'Or.
Raha ray aman-dreny tokoa ka mahalala ny tokony ho izy, ny mety sy ny tsy mety dia tsy hividy itony ho an'ny zanany,